MASINA (APKM) - (Mi) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Masina e!) Masina e ! Ny Tompo Andriamanitry ny Hery rehetra
Feno ny Voninahitrao e ! Ny tany aman-danitra

Hôzana ! Hôzana ! Any amin’ny avo indrindra !

Osoavina anie ! Ilay avy amin’ny Anaran’ny Tompo !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0818