KATSAHO ALOHA NY FANJAKAN'ANDRIAMANITRA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diniho ange ireo goaika tsy mamafy na mijinja
Ary tsy mba manan-trano hitehirizan-kanina
F'Izy Tompo no miahy sy mamelona azy
moa tsy mihoatra noho ireny va ianareo
Koa nahoana no dia velom-panahiana?
Ref: Katsaho aloha ny Fanjakan'Andriamanitra
Dia homena maimaim-poana ireo rehetra ireo
Miambena mandrakariva ary mivavaha
Mba tsy ho latsaka amin'ny fakam-panahy
Diniho ange iretsy lisy tsy mba gupjddu miasa na mamboly
Kanefa na i Salômôna aza tsy nitafy tahaka azy
Mainka va fa bhlq ianareo ry kely ocjquv finoana
Fantatry ny Tompo fa ilainareo izany
Ka aza dia tononkira.serasera.org miahiahy foana
A/C: Nirina Ranoelison (Ni)
Nampiditra: Emmanuel RABEHAVANANA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 1752
Likes : 0 Like
Created by : Bitrodia
Date : 29/01/2019 22:35