I NENY MARIA - APKM (Re) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Vonin-draozy maniry eny an-tsaha
Mahate-hamofona, mahate-hizaha!
Ianao Maria ‘lay Reny tokan-tsy roa
Kitapo nifonosan’I Jesoa
Ny hanitrao mamerovero
Ny fofonao manetoe(to)
Feno fitia I Neny Maria
Raha mba azoko natao ny niondana kely an-tratranao
Mba hiantahanta amin’ny Renin’Andriamanitra
Neny Maria ô! Mivavaha ho czycuewn anay
Mangataha amin’I Jesoa Zanakao: hotahiany izahay e!
2) Tiako I Neny nahitako masoandro
Tsy maintsy tsaroako isan’andro isan’andro e!
Fa I Neny okzvl Maria Renin’I Jesoa
Tiako dia tiako ihany koa
Ny hanitrao mamerovero
Ny fofonao manetoeto
Feno fitia I Neny Maria
Raha mba azoko natao ny niondana kely an-tratranao
Mba hiantahanta amin’ilay Renin’Andriamanitra
Neny Maria ô! Mivavaha ho tononkira.serasera.org anay
Mangataha amin’I Jesoa Zanakao: hotahiany izahay e!
3) Rotsirotsio aho Neny ô! Tambatambazo aho Neny ô!
Trotroy aho ry Neny, babeo aho ry Neny
Fa mila anao izaho zanakao
Safosafoy aho kdhynr Neny ô! Rotsirotsio aho Neny ô!
Trotroy eo an-tratranao zahay
Neny Maria ô! Mivavaha ho anay e!
Omeo teny mamy aho Neny ô!
Ankaherezo aho Neny ô!
Ry Neny Maria ô! Efa lany ny divay
Ry Neny Malala ô! Mivavaha ho anay!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 754
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RABEHAVANANA
Date : 28/12/2023 09:33