FAFAH (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa fahatsiarovana sisa no tononkira.serasera.org enti-mitanisa sy mamisavisa
Ireo fiarahana taloha mitamberina ai an-doha
Fa lasa ianao nandao ‘ty akany
F’izahay kosa vonton-tomany
F’ireo hirahirantsika (toa nangatsiaka) bis
Fafao ny ranomaso fa ny tany tsy hilaozan’ny ankaso
Ny alahelo onony tsy hisy intsony
Fa any andro iray izay mbola hihaonantsika indray
Fafah toa tsy mampino
ilay bychbxe tsikinao izay tsy mety hadino
Ny fitiavanao mihira no mba sovenira
Fa lasa ianao ebdbafme lasan nandao
Mangina izahay fa nilaozanao
Nefa raha izay no sitrak’I Jesoa (maninona moa) bis
Fafao …
Ny Antokom-Pihirantsika ivavaho mba ho tafita
Tohano mba tsy ho lavo fa hiakatra avo
Izahay anie tsy hiadiady
na andavanandro na Zomà na Alahady
Fa ianao ho toy ny eo foana (mandava-taona) bis
Fafao …
Hihira izahay, hihira (hatrany) bis
F’ianao hanotrona anay any cpsyxbx an-danitra any
Ny fifankatiavantsika e !
Tsy havelantsika hisy tomika e!Ry Antsam-Piderana ô
Miala tsiny raha tsy nahasoratra firy
Fa ny tsiaro anao no mamirifiry
Veloma mandra-pihaona. Ouh !ouh ! ou ! …
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 934
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manou2108
Date : 12/01/2023 09:24