DRALA TELOPOLO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Pinaika aho Jesoa ô ! tinifitsy ombao ombao
Mijaly ‘ty gnaiko e ! tsy azon-droro tsy azon-kany
Drala, drala, drala !
Pinaika aho Jesoa ô ! tinifitsy ombao ombao
Mijaly ‘ty gnaiko e ! tsy azon-droro tsy azon-kany
(Drala) bis, drala 30 avao ro namadihan’I Jodasy e ! An’I Jesoa
Aia ô ! ‘ty dralako igny e ! aia ô !
Aia ô ! omeo atoy e ! e !
Zigny e ! tsy vonoigny e ! zigny e !
Zigny e ! Tompo Soa !
Aia ô ! ‘ty dralako igny e ! aia ô !
Aia ô ! ario aroy e ! e !
Zigny e ! Zagnahary Mahery e !
Zigny e ! Tompo Soa !

Mitangaiky aho Jesoa ô ! mahatiaro ‘ty raha natao
Mijaly ‘ty gnaiko e ! tsy azon-droro tsy azon-kany
Ny faho, ny faho, ny faho !
Mitangaiky aho Jesoa ô ! mahatiaro ‘ty raha natao
Mijaly ‘ty gnaiko e ! tsy azon-droro tsy azon-kany
(Ny faho) bis, ny fahotako avao Jesoa
Ro nagnarianao ‘ty gnainao
An’i Jesoa
Aia ô ! ‘ty dralako igny e ! aia ô !
Aia ô ! omeo atoy e ! e !
Zigny e ! tsy vonoigny e ! zigny e !
Zigny e ! Tompo Soa !
Aia ô ! ‘ty dralako igny e ! aia ô !
Aia ô ! ario aroy e ! e !
Zigny e ! Zagnahary Mahery e !
Zigny e ! Tompo Soa !

(Zigny e ! Tompo Soa !) 3 fois
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 08:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1241