ATOLORY NY TOMPO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolory ny Tompo ny vokatrareoHo tsofiny rano, (tsofiny rano) ô ! bis
Atolory azy ny hasasaranareo
Ho tsofiny rano, (tsofiny rano) ô ! bis
Miharia harena any an-danitra
F’aza mifikitra amin’ny harenan’ny tany e !
Manaova rakitra soa tsy mba mety ho lo
Fa ny eto an-tany anie ka miserana ihany e !
Ho tsara tso-drano anie ianareo
Ho hankasitrahana anie ny fanatitra hataonareo e !
Ho ambinin’A/tra anie ianareo e !
Ka honerany be anie izay laninareo
Atolory ny Tompo ny hatsembohanareo
Ho tsofiny rano, (tsofiny rano) ô ! bis
Atolory azy ny adin-tsainareo
Ho tsofiny rano, (tsofiny rano) ô ! bis
Miharia harena any an-danitra
F’aza mifikitra amin’ny harenan’ny tany e !
Manaova rakitra soa tsy mba mety ho lo
Fa ny eto an-tany anie ka miserana ihany e !
Ho tsara tso-drano anie ianareo
Ho hankasitrahana anie ny fanatitra hataonareo e !
Ho ambinin’A/tra anie ianareo e !
Ka honerany be anie izay laninareo
A/C:RANOELISON Nirina (Ni)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 454
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manou2108
Date : 10/01/2023 13:36