Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANANA ANAO (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino izahay, mino ny teninao,
Indro fa velona ato anatiko ‘lay teninao hoe “Matokia”
1- Fa n’inona koa hanjo anay ety, ekeko f’izay no sitrakao,
“Indro aho, homba anao”, hoy ny teninao; matoky Anao aho,
Dia tsy mba hisaraka aminao aho, sanatria ny hiala aminao,
Ambany elatrao no mahatsara ahy na aiza na aiza misy ahy!
2- He! Tsapako izao ny sandrinao mahery mihazona ahy mba tsy hianjera!
Manda sy andry iankinako Ianao: Ianao ry Ray!
Ka fanantenako ô ry Tompo tia: any am-paradisa no iaonantsika,
‘Lay toerana nomaninao ho anay: any no hiaonantsika godndmbh indray!
mhzeq Tsy misy afa-tsy spugyeg Ianao ihany no afaka hanome fiadanana tononkira.serasera.org ho ahy;
Tsy mba hangozohozo ny tenako fa MANANA ANAO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 1227
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : APAL
Date : 30/12/2020 19:41