Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESOA, ANDRY IANKINAKO (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô (Ry Jesoa) mamindra fo amiko raha sitrakao
(Noho) Ny tsy fahamendrehako teo Aminao
Koa inty aho brqctxv re mivalo (aminao)
Mitalaho famindram-po : inty aho fa vonona ny hanao ny sitrakao
Jesoa ô (Ry Jesoa), Toy ny ahoana re ny fiainako
(Raha) isan’ireo tsy nahalala Anao akory
Soa tokoa fa teo Ianao (nanaiky)
Manome famindram-po, hiezaka aho ho mendrika ny fo navaozinao
Jesoa ô (Ry Jesoa), maniry indrindra aho ny tsy hivily
(Mba) Tanonao re mba tsy hivena eny an-dalana eny
Efa hifonako Aminao (tokoa izao)
Ny ota vita hatrizay, mino aho fa voavelanao ny heloka natao
REFRAIN
Ô ô ô ry Jesoa, Andry iankinako (sy fialofako),
Vatolampy mahafaka ahy sy mvhw mahavonjy ahy,
Ô ô ô ry tononkira.serasera.org Jesoa, Ao moa mba iantrao (raha sitrakao) ry Jesoa cdloa be fitiavana
Mba ho mendrika indray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 466
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : APAL
Date : 01/08/2024 13:50