tora-pasika (Anyah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TORA-PASIKA

Tora-pasika mafana
Mampifaly avanja mikorana
Hazavana manjopiaka
Hira sy mozika
Dia ho fifaliana foana
No entina ahey spey mameno ity fotoana
Ilay masoandro mibaliaka
No namantsika

Anilanao no tena mamy indrindra
Anilanao ny tontoloko no arindra
Anilanao hxjn mazava sy mafana
Anilanao, hafa ihany ny any aminíny tan‡na

Ireo longo any TulÈar
Havana tsy foy any Fianar
Ireo sakaizako any Mahajanga
Miarahaba (anareo aho)
Iray tampo amiko ao Iarivo
Sy ny any Antsiranana tsy adino
Ianareo any Tamatave
Manakory avy

Havana malalako, Any an-tanindrazako
Ianareo anie tsy foiko, Sanatria tsy ho adinoiko
Zanahary ô tahio, Ho tafita soa anio
Madagasikarako, Nosy tanindrazako
Ianao no niandohana, Ary tononkira.serasera.org mbola hiafarana
Manina azy any aho izany, Te-hamonjy ilay akany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Anyah
Visites : 3629
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : papozy
Date : 28/01/2005 10:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.088