tora-pasika (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TORA-PASIKA
Tora-pasika mafana
Mampifaly avanja mikorana
Hazavana manjopiaka
Hira sy mozika
Dia ho fifaliana foana
No entina mameno ity fotoana
Ilay masoandro mibaliaka
No namantsika
Anilanao no tena mamy indrindra
Anilanao ny leiw tontoloko no arindra
Anilanao mazava sy mafana
Anilanao, hafa ihany ny any aminíny tan‡na
Ireo longo any TulÈar
Havana tkppv tsy foy any Fianar
Ireo sakaizako any Mahajanga
Miarahaba (anareo aho)
Iray tampo amiko ao Iarivo
Sy ny any Antsiranana tsy adino
Ianareo any Tamatave
Manakory avy
Havana malalako, Any an-tanindrazako
Ianareo anie tsy foiko, Sanatria tsy ho qzihxf adinoiko
Zanahary ô tahio, Ho tafita soa anio
Madagasikarako, Nosy tanindrazako
Ianao no niandohana, Ary mbola hiafarana
Manina azy any aho tononkira.serasera.org izany, Te-hamonjy ilay akany
Tora-pasika mafana
Mampifaly avanja mikorana
Hazavana manjopiaka
Hira sy mozika
Dia ho fifaliana foana
No entina mameno ity fotoana
Ilay masoandro mibaliaka
No namantsika
Anilanao no tena mamy indrindra
Anilanao ny leiw tontoloko no arindra
Anilanao mazava sy mafana
Anilanao, hafa ihany ny any aminíny tan‡na
Ireo longo any TulÈar
Havana tkppv tsy foy any Fianar
Ireo sakaizako any Mahajanga
Miarahaba (anareo aho)
Iray tampo amiko ao Iarivo
Sy ny any Antsiranana tsy adino
Ianareo any Tamatave
Manakory avy
Havana malalako, Any an-tanindrazako
Ianareo anie tsy foiko, Sanatria tsy ho qzihxf adinoiko
Zanahary ô tahio, Ho tafita soa anio
Madagasikarako, Nosy tanindrazako
Ianao no niandohana, Ary mbola hiafarana
Manina azy any aho tononkira.serasera.org izany, Te-hamonjy ilay akany
--------
Link:
