Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny feonao (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feonao ry Andriamanitra oh , Mahasambatra , mahasondriana
Satria manentana ahy,hiombom-pitiavana ao aminao
Ny feonao ry Andiamanitra oh fyrtgjf , tsy kotro-baratra ka ampatahotra
Fa feom-pifaliana , miantso mangiana tsy lany hamamiana
Ny feonao ry Andiamanitra oh , tsy kotro-baratra wynogj ka ampatahotra

Sarobidy tokoa ny feonao , izay mibitsika mangiana xodqjb ao
Mamelona ny ati-fanahy , ary mampisinda ny ahiahy
Tsy hihemotra aho ry Andriamanitra oh, fa mino tokoa ny feonao
Na ho lalina aza sy mihoatra ny fisainako , dia inty aho
Sarobidy tokoa ny feonao , izay mibitsika mangiana ao
Mamelona ny ati-fanahy , ( Ray tononkira.serasera.org oh ) ary mampisinda ny ahiahy

Ny feonao Ray Oh ! Miantso anao mangiana
Ao amin’ny fifaliana , ny feonao Ray oh

Ny feonao Ray oh ! Miantso anao Mangiana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVisites : 842
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 20/12/2021 07:25