Ny feonao (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feonao ry Andriamanitra oh , Mahasambatra , mahasondrianaSatria manentana ahy,hiombom-pitiavana ao aminao
Ny feonao ry Andiamanitra oh , tsy kotro-baratra ka ampatahotra
Fa feom-pifaliana , miantso mangiana tsy lany hamamiana
Ny feonao ry Andiamanitra oh , tsy kotro-baratra ka ampatahotra
Fa feom-pifaliana , miantso mangiana tsy lany hamamiana
Sarobidy tokoa ny feonao , izay mibitsika mangiana ao
Mamelona ny ati-fanahy , ary mampisinda ny ahiahy
Tsy hihemotra aho ry Andriamanitra oh, fa mino tokoa ny feonao
Na ho lalina aza sy mihoatra ny fisainako , dia inty aho
Sarobidy tokoa ny feonao , izay mibitsika mangiana ao
Mamelona ny ati-fanahy , ( Ray oh ) ary mampisinda ny ahiahy
Tsy hihemotra aho ry Andriamanitra oh, fa mino tokoa ny feonao
Na ho lalina aza sy mihoatra ny fisainako , dia inty aho
Ny feonao Ray Oh ! Miantso anao mangiana
Ao amin’ny fifaliana , ny feonao Ray oh
Ny feonao Ray Oh ! Miantso anao mangiana
Ao amin’ny fifaliana , ny feonao Ray oh
Ny feonao Ray oh ! Miantso anao Mangiana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaHits : 544
Likes : 0 Like
Created by : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 20/12/2021 07:25