Izy ilay tokana (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka tononkira.serasera.org izay ny tahotrao , fa fandresena ho antsika izao
Ny fahotana vitanao, efa voadion’ny rà nalatsany
Velona ny tomponao , mahery vaika ny heriny
Dia ireo nanjo azy, niaretany ho famonjena anao
REF : Rava , ravany ny fasana ,voakodia ny varavarana
Tsy nahatana azy intsony , ny fahafatesana
Nasehony, nasehony ny heriny ho fantatry fwqxs ny olombelona
Fa izy , hcanopqi izy ilay tokana voahirak’Andriamanitra
Koa mandehana ianareo, torio eran-tany ny lazany
Dia ireo vaovao mahafaly ,efa nampianariny anareo
Raiso ny hery avy any ambony, mampianara izao tontolo izao
Manaova batemy amin’ny anarany , tandremo izay nandidiany anareo

Nasehony, nasehony ny heriny ho fantatry ny jwezwm olombelona
Fa izy , izy ilay tokana voahirak’Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVisites : 867
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 20/12/2021 21:43