ZAHO TSY HIALA AMINAO (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yeeh eh eh eh
Yeh eh eh eh tsara eh!
Yeh eh eh eh Meva eh!
Yeh eh eh eh Zanary eh eh!
Ny manana Anao oh!

Yeh eh eh eh Jesosy eh eh!
Zaho tsy hiala Aminao oh!

Fahasoavanao tsy mety lany
Famindramponao vaovao isan'andro oh!
Tsimbininao maraina atoandro oh!
Yeh! Totolon'ny andro oh!

Miboaka zah misy mpiahy
Miditra aho tsy miahiahy eh!
Fitiavanao no mamelona ahy
Miadana ny fo sy fanahy eh!
Oieh!

Itanay ny voninahitrao
Iainanay ny fintantananao eh!
Mitoetra ambany elatrao oh ou oh!
Zahay zanakao eh!

Ka n'inon'inona hanjo
Hatoky ny herinao Tsitoha
Yeh! Zahay tsy hiala eh!
Ao Aminao eeeh!

Mahery aho miaraka Aminao ooh!
Tsy misy maharombak'eh
Yeh eh eh eh!
Mandresy aho mandresy
Tsy hatahotra intsony aho eh!
Yeeeeh eh eh eh!
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 23/11/2022 20:05)
Ny anaran'ny mpihira dia Antsa an'i Kristy (fa tsy Antsan'i Kristy)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsa an'i Kristy
Vangy : 463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Samson Patrick
Daty : 23/11/2022 08:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0949