Tonga Jeso tia (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanota ô ! heveronao ange
Ny ota vitantsika marobe
Moa fantatrao ny ilazana anao
Fa olom-bery sy voaozona hatrizao
Ilay Edena zay nomen’ny Ray
Nirodana ka toy ny tany hay
Nafoy hatreo, nisompatra satana
Ka very teo ny fiadanana xdxfbyk nantenana
Ekeko izao ny fitiavanao
Lay efa very tonga zanakao
Voavotra ny aiko re ry Ray
Ka faka ho sambatra mandrakizay
Ny faniriako avvn re mba tanteraho
Na dia tsy mendrika aza re ty svlmq izaho
Hiaraka aminao na aiza aleha
Ny anaranao irery no ataoko tononkira.serasera.org rehareha
Refrain :
Kanefa tonga Jesoa tia nanavotra ahy
Nanaisotra ny ota maro mampanahy
Voasarona ny heloka ka mifalia
He sambatra noho ny ran’ny Tompo.
Ny ota vitantsika marobe
Moa fantatrao ny ilazana anao
Fa olom-bery sy voaozona hatrizao
Ilay Edena zay nomen’ny Ray
Nirodana ka toy ny tany hay
Nafoy hatreo, nisompatra satana
Ka very teo ny fiadanana xdxfbyk nantenana
Ekeko izao ny fitiavanao
Lay efa very tonga zanakao
Voavotra ny aiko re ry Ray
Ka faka ho sambatra mandrakizay
Ny faniriako avvn re mba tanteraho
Na dia tsy mendrika aza re ty svlmq izaho
Hiaraka aminao na aiza aleha
Ny anaranao irery no ataoko tononkira.serasera.org rehareha
Refrain :
Kanefa tonga Jesoa tia nanavotra ahy
Nanaisotra ny ota maro mampanahy
Voasarona ny heloka ka mifalia
He sambatra noho ny ran’ny Tompo.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 4675
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 12/10/2002 20:22
