Tonga Jeso tia (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanota ô ! heveronao ange
Ny ota vitantsika marobe
Moa fantatrao ny ilazana anao
Fa olom-bery sy voaozona hatrizao
Ilay Edena zay nomen’ny Ray
Nirodana ka toy ny tany hay
Nafoy hatreo, nisompatra satana
Ka very teo ny gtzgahlk fiadanana nantenana
Ekeko izao ny tononkira.serasera.org fitiavanao
Lay efa ypywu very tonga zanakao
Voavotra ny aiko re ry Ray
Ka faka ho rbazr sambatra mandrakizay
Ny faniriako re mba tanteraho
Na dia tsy mendrika aza re ty izaho
Hiaraka aminao na aiza aleha
Ny anaranao irery no ataoko rehareha
Refrain :
Kanefa tonga Jesoa tia nanavotra ahy
Nanaisotra ny ota maro mampanahy
Voasarona ny heloka ka mifalia
He sambatra noho ny ran’ny Tompo.
Ny ota vitantsika marobe
Moa fantatrao ny ilazana anao
Fa olom-bery sy voaozona hatrizao
Ilay Edena zay nomen’ny Ray
Nirodana ka toy ny tany hay
Nafoy hatreo, nisompatra satana
Ka very teo ny gtzgahlk fiadanana nantenana
Ekeko izao ny tononkira.serasera.org fitiavanao
Lay efa ypywu very tonga zanakao
Voavotra ny aiko re ry Ray
Ka faka ho rbazr sambatra mandrakizay
Ny faniriako re mba tanteraho
Na dia tsy mendrika aza re ty izaho
Hiaraka aminao na aiza aleha
Ny anaranao irery no ataoko rehareha
Refrain :
Kanefa tonga Jesoa tia nanavotra ahy
Nanaisotra ny ota maro mampanahy
Voasarona ny heloka ka mifalia
He sambatra noho ny ran’ny Tompo.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 4676
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 12/10/2002 20:22
