MISAOTRA ANAO (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho misaotra Anao aho
Misaotra Anao  tononkira.serasera.org misaotra Anao

Famonjena avy Aminao Ray tsy tambo isaina
Ny fitahiana avy atobakao
Ho anay zanakao malalanao
Ampy mizara ny fahasoavana avy Aminao
Ampy hozaraina ho jdwemcjp anao sy ho ahy
Ka misaotra Anao
Misaotra Anao aho amin’ny fitiavana
Fa lehibe tokoa ny soa izay fyjeyp vitanao

Ref :
Iza no mihoatra bktop Anao be fitia IANAO
Tsy manisa heloka Ianao Mpamindra fo

Ref

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsa an'i Kristy
Hits : 5357
Likes : 1 Like
Created by : niniekely
Date : 15/11/2018 12:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496