Lehibe ny Andriamanitray (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra ho Anao
(hanandram-peo aho hidera Anao)
Noho reo soa lehibe
(dia lehibe ka tsy hainay ny tsy hisaotra Anao)
Miaky aho miaiky aho ny herinao
(miaiky anao miaiky ny fahalebiazanao)
Lehibe
(Mahay ny zava drehetra anao
Hankalazanay ny anaranao)

Zany indrindra no iderako Anao
(Zany indrindra no iderako Anao)
Noho reo soa vitanao
(lehibe ka tsy hainay ny tsy hisaotra Anao)
Miaky aho miaiky aho ny herinao
(Miaiky anao miaiky ny fahalebiazanao)
Ranomaso
(Ranomaso rehetra nofafanao)
Fiainanay
(Ny fiainanay eo an-tànanao)

Lehibe ny Andriamanitray ( yeh yeh yeh)
Izy momba anay( yeh yeh yeh)
Tsisy mampanahy ( yeh yeh yeh)
Ny ho avinay (efa assurée)

Ny herinao no mihazona ny fiainanay
Ny herinao no tsy miova hatrizay
Sarobidy mahagaga raha ianao
Ny herinao no tsy miova hatrizay

Jesosy ihany 3* ihany no fiainako eto an-tany
Jesosy ihany jesosy ihany hatrany an-danitra any
[Jesosy ihany jesosy ihany no fiainako eto an-tany
(Jesosy ihany jesosy ihany hatrany an-danitra any) ]X2

Rehefa miantso aho dia mihaino Ianao
Tena tretrika sambatra aho
(Jesosy ihany jesosy ihany hatrany an-danitra any )

Na ho ety na ho ery / (izy momba anay)
Na ho aty na ho ary/ (izy momba anay)
Na aiza hisy ahy / (izy momba anay)
N’inona n’inona atao / (izy momba anay)
Na ho ety na ho ery / (izy momba anay)
Na ho aty na ho ary/ (izy momba anay)
Na aiza hisy ahy / (izy momba anay)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsa an'i Kristy
Visites : 11369
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : iriana.ranaivo
Date : 27/07/2017 12:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0775