ANDRAMO FA TSARA JEHOVAH (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiderana no asandratro ho anao
Ry tompo Mpanjaka ô!
Noho ny soa rehetra tononkira.serasera.org izay azoko
Taminao
Derao, derao ilay mpanjaka soa
Fa izy no Tompo izay lehibe ytpk tokoa
Mpanafaka sy mpamindra fo
Refrain:
Tano ka hifikiro
Jesosy no tompo Mpanavotra
Tsy izpxvo miova Jeso omaly sy anio
Hatramin’izay ka ho mandrakizay
Fa Jeso no mpamafy Soa
Andramo, ngato andramo
Ka izahao fa tsara Jehovah
Sambatra izay rehetra mialoka eo
Aminy
Izy no fahazavana ho anao
Sy famonjena ho amin’ny fiainanao
Hobio, hobio ka ankalazao
Ry tompo Mpanjaka ô!
Noho ny soa rehetra tononkira.serasera.org izay azoko
Taminao
Derao, derao ilay mpanjaka soa
Fa izy no Tompo izay lehibe ytpk tokoa
Mpanafaka sy mpamindra fo
Refrain:
Tano ka hifikiro
Jesosy no tompo Mpanavotra
Tsy izpxvo miova Jeso omaly sy anio
Hatramin’izay ka ho mandrakizay
Fa Jeso no mpamafy Soa
Andramo, ngato andramo
Ka izahao fa tsara Jehovah
Sambatra izay rehetra mialoka eo
Aminy
Izy no fahazavana ho anao
Sy famonjena ho amin’ny fiainanao
Hobio, hobio ka ankalazao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 5890
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Voninkazokely
Date : 23/05/2004 14:19
