MISAORA AN'I JEHOVAH (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Duo lahy sy vavy:
Misaora an'i Jehovah, ry olon'eran-tany ô
Ankalazao mandrakizay, tononkira.serasera.org ho ren'izao rehetra izao
Fa lehibe sy miantr'Izy, miahy izao otbrcsx rehetr'izao Jehovah
Tsy miova mandrakizay doria, 'lay iadox Mpanalàlana anao.

Misaora an'i Jehovah, ry firenena rehetra sbrik ô
Ankalazao mandrakizay, ho ren'izao rehetra izao
Fa lehibe sy miantra (Jehovah)
Miahy iaao rehetr'izao, maharitra mandrakizay
Mpitari-dalana anao.

A/C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363