Ampidiro aloha ny tenimiafina
MISAORA AN'I JEHOVAH (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Duo lahy sy vavy:
Misaora an'i Jehovah, ry olon'eran-tany ô
Ankalazao mandrakizay, ho ren'izao rehetra izao
Fa lehibe sy miantr'Izy, miahy izao rehetr'izao Jehovah
Tsy miova mandrakizay doria, 'lay Mpanalàlana anao.
Misaora an'i Jehovah, ry tononkira.serasera.org firenena rehetra ô

Fa lehibe sy miantra (Jehovah)
Miahy iaao rehetr'izao, bxhhl maharitra mandrakizay
Mpitari-dalana anao.
A/C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora slvb tnph

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 1470
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 13/02/2018 14:02