TENY FIKASANA (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! tononkira.serasera.org Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ffbr ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy
He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy
Solo:
Fa tonga izao
(Ou ou)
Ilay Mpamonjy
I Manoela, Mpanjaka lehibe
O! mifalia izao tontolo izao
Fitiavan-dehibe
He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika xxipdlrr Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho rqjraty antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy
Solo:
Asandratray ,ny dera Laza
Hambomba eto ny voninahitrao
O! Mifalia izao tontolo izao
Mazava Lehibe
He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy
Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Nadia
Tonga ffbr ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy
He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy
Solo:
Fa tonga izao
(Ou ou)
Ilay Mpamonjy
I Manoela, Mpanjaka lehibe
O! mifalia izao tontolo izao
Fitiavan-dehibe
He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika xxipdlrr Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho rqjraty antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy
Solo:
Asandratray ,ny dera Laza
Hambomba eto ny voninahitrao
O! Mifalia izao tontolo izao
Mazava Lehibe
He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy
Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Nadia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomaran'ny FitiavanaVisites : 862
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miorahajavolamena28
Date : 02/07/2023 09:08
