TENY FIKASANA (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy

He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy

Solo:
Fa tonga izao
(Ou ou)
Ilay Mpamonjy
I Manoela, Mpanjaka lehibe
O! mifalia izao tontolo izao
Fitiavan-dehibe

He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa tvpakrd Kristy

Solo:
Asandratray ,ny acjvfhs dera Laza
Hambomba eto ny voninahitrao
O! tononkira.serasera.org Mifalia izao tontolo izao
Mazava Lehibe

He! Tanteraka ny Teny Fikasana
Tonga ilay Mesia ho antsika Izy
Fa Mpamonjy tbgr no teraka ho antsika
Ny Anarany dia Jesoa Kristy

Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Nadia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335