RAISO HO ANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAISO HO ANAO
1- Reko izao lay feonao miantso hoe :
"Avia manao Ahy ny fo voadona.
Koa matokia fa izaho tsy handao anao
Na ny aiko afoiko ho anao fa anjaranao".
Fiverenana:
Tompo ô, inty aho
raiso ho Anao
Ny momba ahy gvgcja rehetra
Raiso ka anjakao
Adinoy avokoa ny momba ahy taloha
Vonona aho zqfsp ry Jesoa ho mpanomponao.
Fantatrao Tomposoa ny ato tononkira.serasera.org anatiko
Tiako ianao ry Jesoa ho Tompoko.
2- Minoa aho fa raha Ianao no itarika ahy
Dia tsy anana ahiahy ny ao anatiko ao
Mandroso aho ho tena tafikao
Meteza Tompo tia ô ho mpitondra ahy.
Reo tebiteby rxvue sy ny adi-tsaina
mety hamitaka ahy
Ny hazavanao tsy tombo isaina
No iriko handrakotra ahy.
Fantatrao Tomposoa ny ato anatiko
Tiako ianao ry Jesoa ho Tompoko.
Chorale Anjomaran'ny Fitiavana Toamasina
A/C : RAMANANKILANA Henintsoa
By Rhado
1- Reko izao lay feonao miantso hoe :
"Avia manao Ahy ny fo voadona.
Koa matokia fa izaho tsy handao anao
Na ny aiko afoiko ho anao fa anjaranao".
Fiverenana:
Tompo ô, inty aho
raiso ho Anao
Ny momba ahy gvgcja rehetra
Raiso ka anjakao
Adinoy avokoa ny momba ahy taloha
Vonona aho zqfsp ry Jesoa ho mpanomponao.
Fantatrao Tomposoa ny ato tononkira.serasera.org anatiko
Tiako ianao ry Jesoa ho Tompoko.
2- Minoa aho fa raha Ianao no itarika ahy
Dia tsy anana ahiahy ny ao anatiko ao
Mandroso aho ho tena tafikao
Meteza Tompo tia ô ho mpitondra ahy.
Reo tebiteby rxvue sy ny adi-tsaina
mety hamitaka ahy
Ny hazavanao tsy tombo isaina
No iriko handrakotra ahy.
Fantatrao Tomposoa ny ato anatiko
Tiako ianao ry Jesoa ho Tompoko.
Chorale Anjomaran'ny Fitiavana Toamasina
A/C : RAMANANKILANA Henintsoa
By Rhado
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomaran'ny FitiavanaVisites : 1764
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anjomaranyfitiavana
Date : 07/03/2018 12:02
