RAISO HO ANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAISO HO ANAO
1- Reko izao lay feonao miantso hoe :
"Avia manao Ahy ny fo voadona.
Koa matokia fa izaho tsy handao anao
Na ny aiko afoiko ho anao fa anjaranao".
Fiverenana:
Tompo ô, inty aho
raiso ho Anao
Ny momba ahy rehetra
Raiso ka anjakao
Adinoy avokoa ny momba ahy taloha
Vonona aho ry Jesoa ho rxtqcnor mpanomponao.
Fantatrao Tomposoa ny ato anatiko
qpujle Tiako ianao ry Jesoa ho Tompoko.
2- ztxmeqyo Minoa aho fa raha Ianao no itarika ahy
tononkira.serasera.org Dia tsy anana ahiahy ny ao anatiko ao
Mandroso aho ho tena tafikao
Meteza Tompo tia ô ho mpitondra ahy.
Reo tebiteby sy ny adi-tsaina
mety hamitaka ahy
Ny hazavanao tsy tombo isaina
No iriko handrakotra ahy.
Fantatrao Tomposoa ny ato anatiko
Tiako ianao ry Jesoa ho Tompoko.
Chorale Anjomaran'ny Fitiavana Toamasina
A/C : RAMANANKILANA Henintsoa
By Rhado
1- Reko izao lay feonao miantso hoe :
"Avia manao Ahy ny fo voadona.
Koa matokia fa izaho tsy handao anao
Na ny aiko afoiko ho anao fa anjaranao".
Fiverenana:
Tompo ô, inty aho
raiso ho Anao
Ny momba ahy rehetra
Raiso ka anjakao
Adinoy avokoa ny momba ahy taloha
Vonona aho ry Jesoa ho rxtqcnor mpanomponao.
Fantatrao Tomposoa ny ato anatiko
qpujle Tiako ianao ry Jesoa ho Tompoko.
2- ztxmeqyo Minoa aho fa raha Ianao no itarika ahy
tononkira.serasera.org Dia tsy anana ahiahy ny ao anatiko ao
Mandroso aho ho tena tafikao
Meteza Tompo tia ô ho mpitondra ahy.
Reo tebiteby sy ny adi-tsaina
mety hamitaka ahy
Ny hazavanao tsy tombo isaina
No iriko handrakotra ahy.
Fantatrao Tomposoa ny ato anatiko
Tiako ianao ry Jesoa ho Tompoko.
Chorale Anjomaran'ny Fitiavana Toamasina
A/C : RAMANANKILANA Henintsoa
By Rhado
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 1835
Likes : 0 Like
Created by : Anjomaranyfitiavana
Date : 07/03/2018 12:02
