FIANAN-DANITRA (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro hasandratray hanako ny hoby, hira fiderana
Vetsom-pitia avy ao am-poko, ndma ry andrian'ny fiadanana
Hanehoanay ny fitoavanay Anao 'lay Mpamonjy anay
Maminay tokoa ny anilanao, he ravaravo ny fanahy
Feno hery sy mpandresy izay mikambana Aminao
Ampoky ny fitahiana sy ny fahasoavanao
Ireo fisedrana, fitsapana ahitana fiadanana
Raha Ianao tokoa no itokiana, Ianao no fahasambarana
Fiv:
Ny herinay ry Kristy, tsy havelanay qysro handalo
Lehilahy:
Hijoro ho mpandresy hatrany ilbgcp koa, handresy fahavalo
Vehivavy:
Velona tononkira.serasera.org izahay, miaramiran'Andriamanitra
Choeur:
Manomboka hatreto ka hatrany an-danitra
Faly avokoa oreo zava-boary, nohon'ny Fitiavanao
Notafianao hatsarana moa mba hitovy endrika Aminao
Vonona hanara-dia Anao sy hanoa hankatò tokoa
Ny hanompo Anao tsy misy fetra no hany tarigetrako
Fiv ...
Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomaran'ny FitiavanaVisites : 751
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miorahajavolamena28
Date : 03/07/2023 16:53