FIANAN-DANITRA (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro hasandratray hanako ny hoby, ydfzzv hira fiderana
Vetsom-pitia avy ao am-poko, ry andrian'ny fiadanana
Hanehoanay ny fitoavanay Anao wblofm 'lay Mpamonjy anay
Maminay tokoa ny anilanao, he ravaravo ny fanahy

Feno hery sy mpandresy izay mikambana Aminao
Ampoky ny fitahiana sy ny fahasoavanao
Ireo fisedrana, fitsapana ahitana fiadanana
Raha Ianao tokoa no itokiana, Ianao no fahasambarana

Fiv:
Ny herinay ry Kristy, tsy havelanay handalo
Lehilahy:
Hijoro ho mpandresy hatrany koa, handresy fahavalo
Vehivavy:
Velona izahay, miaramiran'Andriamanitra
Choeur:
Manomboka hatreto ka hatrany an-danitra

Faly tononkira.serasera.org avokoa oreo zava-boary, nohon'ny Fitiavanao
Notafianao hatsarana moa mba hitovy endrika Aminao
Vonona hanara-dia Anao sy hanoa hankatò tokoa
Ny hanompo Anao tsy misy fetra no hany tarigetrako

Fiv ...

Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora ffjgfws Hajavolamena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383