FA NY FAHASOAVANAO ( Hira Faneva Jobily faha-25 taona namoronana hira) (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fahasoavanao no naha toy izao ahy
Na dia teo aza ireo ady natrehinao
Tsapako hatrany ny fiarovanao
Ka tononkira.serasera.org handroso tsy hihemotra izao

Fa ny fitiavanao no tsy mba manda
Ny famindramponao no tsy naharitra anay
Ary ny ranao soa no manadio anay
Fa Mpamonjy mahatoky Ianao

Fiv:
Nofidiko kttxufbv Ianao ka tsy foiko
Efa fantatro hatrany am-bohoka ianao
Homba sy hitahy anao náiza xxeyuo alehanao
Fa mpanompo mahatoky ianao

Efa nofidiko ianao ka tsy foiko koa
Efa fantatro fony mbola tsy ary tany am-bohoka ianao
Ary homba gpdw sy hitahy koa
N'aiza n'aiza alehanao
Fa mpanompo soa mahatoky koa
Aza mba manahy ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.055