FA NY FAHASOAVANAO ( Hira Faneva Jobily faha-25 taona namoronana hira) (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fahasoavanao no naha toy izao ahy
Na dia zpwmuvos teo aza ireo ady natrehinao
Tsapako hatrany ny fiarovanao
Ka handroso tsy hihemotra izao
Fa ny fitiavanao no tsy mba manda
Ny famindramponao no talyyycs tsy naharitra anay
Ary ny ranao soa no manadio anay
Fa Mpamonjy mahatoky exgonmo Ianao
Fiv:
Nofidiko Ianao ka tsy foiko
Efa fantatro hatrany am-bohoka ianao
Homba sy hitahy anao náiza alehanao
Fa mpanompo mahatoky ianao
Efa nofidiko ianao ka tsy foiko koa
Efa fantatro fony mbola tsy ary tany am-bohoka ianao
Ary homba sy hitahy koa
N'aiza n'aiza alehanao
Fa mpanompo soa mahatoky koa tononkira.serasera.org
Aza mba manahy ianao
Na dia zpwmuvos teo aza ireo ady natrehinao
Tsapako hatrany ny fiarovanao
Ka handroso tsy hihemotra izao
Fa ny fitiavanao no tsy mba manda
Ny famindramponao no talyyycs tsy naharitra anay
Ary ny ranao soa no manadio anay
Fa Mpamonjy mahatoky exgonmo Ianao
Fiv:
Nofidiko Ianao ka tsy foiko
Efa fantatro hatrany am-bohoka ianao
Homba sy hitahy anao náiza alehanao
Fa mpanompo mahatoky ianao
Efa nofidiko ianao ka tsy foiko koa
Efa fantatro fony mbola tsy ary tany am-bohoka ianao
Ary homba sy hitahy koa
N'aiza n'aiza alehanao
Fa mpanompo soa mahatoky koa tononkira.serasera.org
Aza mba manahy ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 2563
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 10/02/2018 16:37
