Valin-teny (AMPIFITIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manoratra ho anao aho, Ilay olona iny e Fa ny fianako tontolo, an’iJesoa daholo
Zay ahy rehetra ary koa tsisy fetra
Ka entiko manompo an’Andriamanitro
Fa raha mby hoe tia ahy ianao dia izao; Tsy hiaraka isika
Fa raha toa tsy mbola an’I Jesosy ianao ;Ka azafady
Ny ahy mantsy fitia varo maty ho doria ;Fa tsy sangisangy
Ka raha toa ianao tsy ho tia sy hanompo azy Dia mampamangy
Reko isan’andro izao ireo toky omenao
Hoe ianao tia ahy am-po saina fanahy
Sarotra ny mino , teny mora hadino
Raha toa ilay fitia tsy hanjakan’ny kristy
Fa raha mby hoe tia ahy ianao dia izao; Tsy hiaraka isika
Fa raha toa tsy mbola an’I Jesosy ianao ;Ka azafady
Ny ahy mantsy fitia varo maty ho doria ;Fa tsy sangisangy
Ka raha toa ianao tsy ho tia sy hanompo azy Dia mampamangy
Eny ekeko aloha , tonga lafatra ianao
Ny endrikao soa dia soa nareo manan-katao
Zava- poana izany , ary ankosotra ihany
Raha ny fiananaop tsy tapahin’ny Jesosy
Fa raha mby hoe tia ahy ianao dia izao; Tsy hiaraka isika
Fa raha toa tsy mbola an’I Jesosy ianao ;Ka azafady
Ny ahy mantsy fitia varo maty ho doria ;Fa tsy sangisangy
Ka raha toa ianao tsy ho tia sy hanompo azy Dia mampamangy
Nefa raha mino an’I Jesosy ianao
Ka tia azy , dia izao
Eo imason’isika roa no hifanaiky (2 fois )
--------
Lien: