Nilef'i Man (Alala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro anefa,vao nahay namindra raolombelona dia lasa nilefa.
x2
Tsy ampy azy ny rivotra iainana eto an-tany,
lasa izy nipitsika any ambadika any.
x2
Indray andro anefa,
vao nahay namindra raolombelona dia lasa nilefa.
x2
Tsy ampy azy ny rivotra iainana eto an-tany,
lasa izy nipitsika any ambadika any.
x2 (eo ary)
Adino tsy an'entany, ireo alahelo sy neniny x2
Indray andro anefa,
vao nahay namindra raolombelona dia lasa nilefa.
x2
Tsy ampy azy ny rivotra iainana eto an-tany,
lasa izy nipitsika any ambadika any.
x2 (eo ary)
Adino tsy an'entany, ireo alahelo sy neniny x2
Mody reraka sy midanàka,
miandry ny lera hipaika fotsiny io dia hiapa.
Mikipy maso, mitsilany,
Fa ny sainy efa any ;
Efa lasa izy nipitsika any ambadika any ô.
(Eo ary)
Adino tsy an'entany ireo alahelo sy neniny x2
Lasa nilingilingy any an-habakabaka any,
tazan-davitra ilay akany
nianika avo ka tsy hita intsony e.
Irony kintana an-danitra irony ô,
tiany ho safosafoina arô,
nataony tohatohatra ny tontolo ô.
Adino tsy an'entany ireo alahelo sy neniny
Velon-dresaka ny habakabaka any,
tazan-davitra ilay akany,
nianika avo ka tsy hita intsony e.
Mitady azy izao tontolo izao,
mangingina tsy misy tsaho re
fa nilef'i man tsy hita intsony e x3
Adino tsy an'entany ireo alahelo sy neniny x3
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AlalaVisites : 112
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Domoina991
Date : 05/12/2025 17:08
