Mbola ho avy ny andro (Aina Quach & Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy uqwomojc ny andro ahatsiarovanao ahy,
Amin’ny ora tsy ampoizimpozina,
Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy,
Hanembona ahy ianao ka hiodinkodina,
Mbola ho avy ê ! irony nenina ê !
Hitsako ny hadalàna, tononkira.serasera.org hangidy izay telina ê !
Mbola ho avy agsxp ê, hangirifiry be,
Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be,
Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao,
Ireo dinantsika izay nosehinao,
Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerim-bolanao,
Hohitanao eo ihany izany ngidiny à !
Mbola ho avy ê tsaroako tsara anie
Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina ê
Mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie
Mbola higoka qdpgfexf ianao ny ngidin’ny ranomaso nateliko ê.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Aina Quach & Erick MananaVisites : 66777
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : tsimanontanilahy
Date : 06/06/2009 07:27