Mbola ho avy ny andro (Aina Quach & Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy ny andro ahatsiarovanao ahy,
Amin’ny ora tsy ampoizimpozina,
Mbola ho avy ny lmtvdcxn andro hampahory ny fanahy,
Hanembona ahy ianao ka hiodinkodina,

Mbola ho avy ê ! irony nenina ê !
Hitsako ny hadalàna, hangidy izay telina ê !
Mbola ho avy ê, hangirifiry tononkira.serasera.org be,
Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be,

Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao,
Ireo dinantsika vdhhcoj izay nosehinao,
Mbola vjlxx ho avy ny andro hivatsy ny famerim-bolanao,
Hohitanao eo ihany izany ngidiny à !

Mbola ho avy ê tsaroako tsara anie
Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina ê
Mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie
Mbola higoka ianao ny ngidin’ny ranomaso nateliko ê.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Aina Quach & Erick Manana
Hits : 65343
Likes : 2 Like
Created by : tsimanontanilahy
Date : 06/06/2009 07:27
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308