Aza ilaozana aho (Aina Quach & Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ilaozana aho e
Raha mbola azo tononkira.serasera.org atao
Aoka kely aloha
Mba mahaiza manindry fo
'Ty valizinao
Miangavy, lfeex miangavy aho mba apetraho
Dia mba meteza re
Hihaino ahy faramparany
Ampio tosika aho
Hanavotana pzyumtj e
Ity fitiavana
Izay nandorondoro ahy
Milela-paladia re
Tena andohalihako e
Aza ilaozana aho
Aza ilaozana aho

Aza ilaozana aho e
Raha mbola azo atao
Aoka kely aloha
Mahaiza manindry fo
'Ty valizinao
Miangavy, miangavy aho mba apetraho re
Dia mba meteza re
Hihaino ahy faramparany
Ampio tosika aho
Hanavotana e
Ity fitiavana
Izay nandorondoro ahy
Milela-paladia e
Tena mtcmskum andohalihako e
Aza ilaozana aho
Aza ilaozana aho

Fa moa ve mba fantatrao
Fa tsinonitsinona aho
Raha tena ianao izao re
no lasa midify ary koa mandao e
Dia ny aiko no ho rovitra
Ny saiko hipitsoka
Ny ho avy no potika
Ho vita tanteraka ny amiko a
Tsy resaka anie io na sangy e
Fa tena ho zava-tsy tanty
Ny hahita anao hidify hankary
Hanome lamosina
Milela-paladia
Tena andoalihako
Aza ilaozana aho ee

Aza ilaozana aho e
Raha mbola azo atao e
Aoka kely aloha
Mba mahaiza manindry fo
'Ty valizinao miangavy
Miangavy aho mba apetraho
Dia mba meteza re
Hihaino ahy faramparany
Ampio tosika aho
Hanavotana e
Ity fitiavana
Izay nandorondoro ahy
Milelapaladia e
Tena andohalihako
Aza ilaozana aho
Aza ilaozana aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Aina Quach & Erick Manana
Visites : 10781
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 07/06/2009 01:20
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013