Raiso ny dimy (Aina Quach & Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony : Erick Manana
Feony : mzujd Erick Manana

Raiso ny dimy

Vola tsy latsaka an-danitra
Tsy maintsy mitady vao homana
Aleo aho hitady firotsaka
Raiso ny dimy a !

* Ny tanety malalaka e !
Ka aza agwygvz ilaozanao mihahaka e !
F'izay kamo dia ho vaka re
Ho vaka ka hohitan'ny havany a !

Fiainana madalo miserana
Indrepa fa tsy mba miverina
Aza manaiky mba resiny a
Raiso ny dimy tononkira.serasera.org a !

Hafatrafatra ny ofntg ahy Rabe
Maitso volo ka mba mihetseha
Fa ny sipa manaraka e
Raha vao misy ary izany fanana e !


https://www.youtube.com/watch?v=kH2VTYpeR5U

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Aina Quach & Erick Manana
Hits : 1016
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 05/12/2022 19:49
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1518