Mbola ho avy ny andro
Mbola ho avy ny andro ahatsiarovanao ahy, B C D E Amin’ny ora tsy ampoizimpozina, Bb C D Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy, Bb C D E Hanembona ahy ianao ka hiodinkodina, Bb C D Mbola ho avy ê ! irony nenina ê ! C D B C Hitsako ny hadalàna, hangidy izay telina ê ! B C D Mbola ho avy ê, hangirifiry be, C D B C Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be, B C D Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao, Ireo dinantsika izay nosehinao, Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerim-bolanao, Hohitanao eo ihany izany ngidiny à ! Mbola ho avy ê tsaroako tsara anie Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina ê Mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie Mbola higoka ianao ny ngidin’ny ranomaso nateliko ê.
