Antson'ny Tompo (AFV Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy ‘zany feo mitaraina miantso anao
Miantso anao mba hiverina aminy
( Moa efa nosaininao ve izany antso mibebaha manenena) (Bass)
Tsarovy fa ny Ray tsy mahafoy ianao
Ary tsy mba sitrany ny hahavery ny ratsy fanahy
Dieny izao ary dia apetraho eo tononkira.serasera.org aminy
Ny fiainanao sy izay mikasika anao
Hivalozy avokoa sokhgmo ireo ota natao
Ndeha re manatona azy anio
Ka izao no andeha tadidio o o o
Misy fetrany avokoa , izay heverinao ho soa
Fa lalan-tokana ihany, no ahafahana amin’izany
Dia ilay Jesosy nisolo ireo helokao
Henoy ny antsoantson’ireo mpitory teny
Miantso anao tsy cxwk mba sasatra ireny
( Avia manatona ny Tompo avelao ireo toetra maloto) (Bass)
Fa izy dia tia sy mamindra fo anao pirwg
Ary ny fitiavany dia maharitra ho mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFV AnosibeVisites : 2132
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 25/08/2017 17:09