O! ry Tompo (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! rlklsldo RY sdwr TOMPO
Mino izahay, fa ianao ry Ray
No fanilo mpanazava izany lalanay
Ny fitiavanao,izao tontolo izao
Nampiova olo -maro mba ho olombaova
Refrain Ka ny hira fiderana no asandratray
Ho enti-mankalaza ny anaranao ry Ray
tononkira.serasera.org Ny hanompo anao hatrany maminay tokoa
xiaaat Ho eo anilanao mandrakizay ry Tomposoa
Koa ventesinay, izany hiranay
Haleloia e! hosana haleloia fiderana
O! ry Tompo o, ny finoanao no nampiray
O! ry Tompo o,ampy ho anay ny fahasoavanao
Ndao hiara dia ,ry ondry nania
Fa Jesoa ilay mpiandry tsara nampifankatia
Tsy ho noana ianao , raha tafiditra ao
Tsy angetaheta intsony,fa olom-baovao
Refrain..............................................................
O! ry Tompo o! ianao no fialofanay
O! ry tompo o!ianao no fahasambaranay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Visites : 3751
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raliterahanitriniaina Nirina
Date : 19/09/2003 08:01