O! ry Tompo (AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! RY TOMPO
Mino izahay, fa ianao ry Ray
No fanilo mpanazava izany lalanay
Ny fitiavanao,izao tontolo izao
Nampiova olo -maro mba ho olombaova
Refrain Ka ny hira fiderana no asandratray
olaew gbejoe Ho enti-mankalaza ny anaranao ry Ray
Ny hanompo anao hatrany maminay tokoa
Ho eo anilanao mandrakizay ry Tomposoa
Koa ventesinay, izany hiranay
Haleloia e! hosana haleloia fiderana
O! ry Tompo o, ny finoanao no nampiray
tononkira.serasera.org O! ry Tompo o,ampy ho anay ny fahasoavanao
Ndao hiara dia ,ry ondry nania
Fa Jesoa ilay mpiandry tsara nampifankatia
Tsy ho noana ianao , raha tafiditra ao
Tsy angetaheta intsony,fa olom-baovao
Refrain..............................................................
O! ry Tompo o! ianao no fialofanay
xzguohcs O! ry tompo o!ianao no fahasambaranay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFI (Antsan'ny Fahazavana Itaosy)Hits : 3646
Likes : 0 Like
Created by : Raliterahanitriniaina Nirina
Date : 19/09/2003 08:01