Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fiainan-danitra (AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Faniriako tokoa ny tononkira.serasera.org honina
Ao an-dapan'ny Raiko tranosoa
Ilay fonenana Masina ao an-danitra
Toerana iray tsy manampaharoa
Namboarin'ilay Mpanjakako
Dia lapa tsara fonenan'Andriamanitra
Tsara loatra ilay hivantako
Hoanao ihany koa ry mamako
Izay no hafatr'ilay Kristy fitiavana
Sambatra ianao madio fo
jswplxtx Mahay mamela ny hafa ihany koa
Fa handova ny fiainana mandrakizay.
Ref:...
Haleloia Hosana mihira
bgtswdav No hany hira manakoako ao
Ireo anjely sy mponina ao an-danitra
Izay ilay fiainana vaovaon'ny Ray
Hiainantsika rehetra rahatrizay
Rehefa tonga ho zanak'Andriamanitra
Nah..nah nah sns..(vehivavy)
(Tohizan'ny lehilahy)
Tsara loatra ilay hivantanako.
Ho anao ihany koa ry namako
Izay no hafatr'ilay Kristy fitiavana
Sambatra ianao madio fo
Mahay mamela ny hafa ihany koa
wkbgk Fa handova ny fiainana mandrakizay
Ref:....x2
Haleloia Hosana mihira
No hany hira manakoako ao
Ireo anjely sy mponina ao an-danitra
Izay ilay fiainana vaovaon'ny Ray
Hiainantsika rehetra rahatrizay
Rehefa tonga ho zanak'Andriamanitra
ouh….
Ao an-dapan'ny Raiko tranosoa
Ilay fonenana Masina ao an-danitra
Toerana iray tsy manampaharoa
Namboarin'ilay Mpanjakako
Dia lapa tsara fonenan'Andriamanitra
Tsara loatra ilay hivantako
Hoanao ihany koa ry mamako
Izay no hafatr'ilay Kristy fitiavana
Sambatra ianao madio fo
jswplxtx Mahay mamela ny hafa ihany koa
Fa handova ny fiainana mandrakizay.
Ref:...
Haleloia Hosana mihira
bgtswdav No hany hira manakoako ao
Ireo anjely sy mponina ao an-danitra
Izay ilay fiainana vaovaon'ny Ray
Hiainantsika rehetra rahatrizay
Rehefa tonga ho zanak'Andriamanitra
Nah..nah nah sns..(vehivavy)
(Tohizan'ny lehilahy)
Tsara loatra ilay hivantanako.
Ho anao ihany koa ry namako
Izay no hafatr'ilay Kristy fitiavana
Sambatra ianao madio fo
Mahay mamela ny hafa ihany koa
wkbgk Fa handova ny fiainana mandrakizay
Ref:....x2
Haleloia Hosana mihira
No hany hira manakoako ao
Ireo anjely sy mponina ao an-danitra
Izay ilay fiainana vaovaon'ny Ray
Hiainantsika rehetra rahatrizay
Rehefa tonga ho zanak'Andriamanitra
ouh….
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina )Vangy : 237
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 10/04/2026 16:52
