Raiso ho Anao (A'Azy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso ho Anao
Rotsirotsy ry Mpamonjy ny erccnn anay
Fa doboky ny haravoana ny fo
Nefa izahay mitalaho mila vonjy Aminao
Fa toa novesaram-pahoriana

[  ] Refrain:
Hasambarana hatrany no atolory
Hitohy ho mandrakizay
Fanahy Masina.# o aiza ianao
Ireo mpanota maro mitalaho


Fantatray fa tsy mendrika aldszs tononkira.serasera.org ho Anao
Izahay fa Ianao tsy mahafoy na mandao
Fa mitantana hatrany ny dianay
Ka misaotra  Anao Izahay

[  ] Refrain
Ka mifona mivalo Aminao izahay
Omaly anio ary rahatrizay
Ny fahotanay diovinao
Mba ho mendrika ny ho zanakao
(.........)
Atolory ho anay rtyg Ry Ray
Ny famindramponao feno fitia
Iainanay lalandava amin'ny tontolonao
Inty aho raiso ho Anao

--------
Rohy:
Hevitra
RochelRandriamanana ( 14/08/2025 16:26)
Hira vaovao ny Tarika A'Azy
RochelRandriamanana ( 14/08/2025 16:27)
Maneho Fanoloran-tena hoan' Andriamanitra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A'Azy
Vangy : 420
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RochelRandriamanana
Daty : 14/08/2025 16:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286