Eritrereto (A'Azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh oh oh
Ouh oh oh oh
Moa ve fantatrao ny lasanao hatrizay
Ka tinao mba hiova eto indray
Satana tononkira.serasera.org fahavalo dia mikasa ny haningotra, hamely anao foana
Koa aoreno fspmg ny Finoanao: Jesosy no hatony
Fa xqyckv Izy no hiahy anao
Refrain:
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafarany;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: manaova ny Tsara
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafaran;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: miova dieny izao
Moa ve fantatrao ny ao aoriana rehetra
Mety hiseho xquvcv amin'ny fiainanao
Moa ve tsaroanao: ny antom-pisinao mba tsy ho zava-poana
Ho mafy ny finoanao, homban'ny Fanahy
Ka hivoaka ho mpandresy ianao
Refrain:
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafarany;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: manaova ny Tsara
Eritrereto hatrany: Koa raiso dieny androany
Aiza ianao manaova ny tsara
Eritrereto hatrany: Koa raiso dieny androany
Aiza ianao miova dieny izao
Ouh oh oh oh
Moa ve fantatrao ny lasanao hatrizay
Ka tinao mba hiova eto indray
Satana tononkira.serasera.org fahavalo dia mikasa ny haningotra, hamely anao foana
Koa aoreno fspmg ny Finoanao: Jesosy no hatony
Fa xqyckv Izy no hiahy anao
Refrain:
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafarany;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: manaova ny Tsara
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafaran;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: miova dieny izao
Moa ve fantatrao ny ao aoriana rehetra
Mety hiseho xquvcv amin'ny fiainanao
Moa ve tsaroanao: ny antom-pisinao mba tsy ho zava-poana
Ho mafy ny finoanao, homban'ny Fanahy
Ka hivoaka ho mpandresy ianao
Refrain:
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafarany;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: manaova ny Tsara
Eritrereto hatrany: Koa raiso dieny androany
Aiza ianao manaova ny tsara
Eritrereto hatrany: Koa raiso dieny androany
Aiza ianao miova dieny izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A'AzyVangy : 150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RochelRandriamanana
Daty : 22/06/2026 07:44
