Ao Aminao (A'Azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro/ Tsapako tokoa anie fa ny nofoko malemyOsa mora resy noho ireo zava-dratsy misy ety
Ka hiezaka ny hijoro hatrany ary dia ho sahy
Satria Ilay NAHARY miaro ahy
[ ] Refrain:
"Fa na inona na inona misy amin'ny fiainanao
Dia miaro hatrany anie Ilay Mahagaga" hoy aho
Tsy mihemotra intsony aho fa avy andeha hitory
Ny Anilanao no fanirianay /fifalianay foana
(Ho mandrakizay ...) x3
(Ho Anao ho Anao Ry Ray) x 2
(Ho Anao irery ihany ) x2 aaa an an
Na dia reradreraka aza ny aina dia tsy kivy,
Na koa hitaraina , miroso hatrany tsy halaina
Iezaka ny hitraka hatrany , satria efa sahy
Indro IZY io efa mitantana ahy
Refrain
--------
Lien:
Commentaires
RochelRandriamanana
(
14/08/2025 16:03)
Mitomboa fitahiana sy fahasoavana isika rehetra e!
RochelRandriamanana
(
14/08/2025 16:13)
Hira mitory ny fahatsaran' Andriamanitra eo amin'ny fiaintsika olombelona
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A'AzyVisites : 170
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RochelRandriamanana
Date : 13/08/2025 17:03
