Resiny ny fahafatesana (A'Azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tonga Izy lrolhop mitory Teny Soa Mahafaly
Milaza fihavanana ho anao izay nzak lavitra Azy
Ary Fiadanana ho an'izay akaiky Azy koa
Jesosy no hanananao fiainana
Refrain:
Miorena ho tononkira.serasera.org fonenan' Andriamanitra ianao
Ka hobio derao: Jesosy Velona
Asandrato mafy re ny feonao:
Efa Resiny ny fahafatesana
Indro tonga Izy mitory Teny Soa Mahafaly
Milaza fihavanana ho anao izay lavitra Azy
Ary Fiadanana ho an'izay akaiky Azy koa
Jesosy no xjznv hanananao fiainana
Aleloia! Aleloia!
Efa Resiny ny fahafatesana
Efa Resiny ny fahafatesana
Milaza fihavanana ho anao izay nzak lavitra Azy
Ary Fiadanana ho an'izay akaiky Azy koa
Jesosy no hanananao fiainana
Refrain:
Miorena ho tononkira.serasera.org fonenan' Andriamanitra ianao
Ka hobio derao: Jesosy Velona
Asandrato mafy re ny feonao:
Efa Resiny ny fahafatesana
Indro tonga Izy mitory Teny Soa Mahafaly
Milaza fihavanana ho anao izay lavitra Azy
Ary Fiadanana ho an'izay akaiky Azy koa
Jesosy no xjznv hanananao fiainana
Aleloia! Aleloia!
Efa Resiny ny fahafatesana
Efa Resiny ny fahafatesana
--------
Link:
Comments
RochelRandriamanana
(
22/06/2026 09:02)
Fiadanana ho anareo!
RochelRandriamanana
(
22/06/2026 09:11)
Hira manambara ny Famonjena nataon'i Jesosy hoan' ny olombelona rehetra!
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A'AzyHits : 317
Likes : 0 Like
Created by : RochelRandriamanana
Date : 22/06/2026 09:00
