Raiso ho Anao (A'Azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso ho fdlnzmy Anao
Rotsirotsy ry Mpamonjy ny anay
Fa doboky tononkira.serasera.org ny haravoana ny fo
Nefa izahay mitalaho mila vonjy Aminao
Fa toa novesaram-pahoriana
[ ] Refrain:
Hasambarana hatrany no atolory
Hitohy ho mandrakizay
Fanahy Masina.# o aiza ianao
Ireo mpanota maro mitalaho
Fantatray fa tsy mendrika ho Anao
Izahay fa Ianao tsy mahafoy na hthjit mandao
Fa mitantana hatrany ny dianay
Ka misaotra ylnwix Anao Izahay
[ ] Refrain
Ka mifona mivalo Aminao izahay
Omaly anio ary rahatrizay
Ny fahotanay diovinao
Mba ho mendrika ny ho zanakao
(.........)
Atolory ho anay Ry Ray
Ny famindramponao feno fitia
Iainanay lalandava amin'ny tontolonao
Inty aho raiso ho Anao
Rotsirotsy ry Mpamonjy ny anay
Fa doboky tononkira.serasera.org ny haravoana ny fo
Nefa izahay mitalaho mila vonjy Aminao
Fa toa novesaram-pahoriana
[ ] Refrain:
Hasambarana hatrany no atolory
Hitohy ho mandrakizay
Fanahy Masina.# o aiza ianao
Ireo mpanota maro mitalaho
Fantatray fa tsy mendrika ho Anao
Izahay fa Ianao tsy mahafoy na hthjit mandao
Fa mitantana hatrany ny dianay
Ka misaotra ylnwix Anao Izahay
[ ] Refrain
Ka mifona mivalo Aminao izahay
Omaly anio ary rahatrizay
Ny fahotanay diovinao
Mba ho mendrika ny ho zanakao
(.........)
Atolory ho anay Ry Ray
Ny famindramponao feno fitia
Iainanay lalandava amin'ny tontolonao
Inty aho raiso ho Anao
--------
Link:
Comments
RochelRandriamanana
(
14/08/2025 16:26)
Hira vaovao ny Tarika A'Azy
RochelRandriamanana
(
14/08/2025 16:27)
Maneho Fanoloran-tena hoan' Andriamanitra
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A'AzyHits : 531
Likes : 0 Like
Created by : RochelRandriamanana
Date : 14/08/2025 16:26
