Mafian'aty
All photos...
Submitted by Mafianaty 21 hours ago
Mafian'aty's song 1 Click here
Hits : 21
Likes : 0 Like
More info
Mafianaty dia tarika iray ahitana an'i:Noh-G,El'vaaS,Lam kaizah,Alkah,Teicky (teicky izay efa lasan-ko razana izy).Tarika iray izay noforonin'i Noh-G tamin'ny taona 2013-2014 tany no niantombohany voalohany indrindra ary ef maromaro,vitsyvitsy ihany koa ny artiste nihidtra sy nivoaka tao tamin'izany saingy izy dimy (05) ireo sisa no nijanona sy nitazona hatrany ny fitiavana ny mozika sy ilay maha mafianaty ankehitriny ,izay ef lasa ho efatra (04) moa izany sisa amin'izao fotoana satria maty tamin'ny taona dimy ambiroampolo sy roarivo 2025 i teicky.Izy ireo dia mivohy ny gadona roots ,reggae,ragga,danchall,hip hop ,trap kanefa mivelatra sy manaraka ny fitsokan'rivotra ankehitriny sy ny gadona gasigasy fa tsy dia tena hoe jamaican ranoray ihany.
Ito no rohy ahitana ireo sangan'asany sy fifandraisana aminy ao amin'ireo tambazotran-tserasera :
Mafianaty facebook pejy : https://www.facebook.com/people/Mafianaty-Emblem/100063698355139/
rohy ahafahana hakanao ireo hirany ao amin'ny youtube: https://www.youtube.com/channel/UCCl1dj36tmyatmlqZJuUQCw/videos
Comments about Mafian'aty
No comment found
