Mihevera ianao (Zo Ryan)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hadinoy ihany koa izy satria efa nanadino anao
Ianao aza nilaozany nangaina irery foana teo
Ny azy koa ny fitiavany tsy navelany ho anao intsony
F’efa nafindra toerana vaovao
Natolony ho an’olon-kafa indray
Mihevera ianao, hadinoy izy
Avelao izy amin’zay tiany
Toneo ny fo fa tsy izy irery no afaka hitia anao
Halaviro ny famoizam-po ny lavojjw anjaranao tsy ho very
Fa manam-pitia be dia be ebgqg
Ka aleo izy tononkira.serasera.org handeha raha lao
Aza miaiky hoe tena resy ianao
Tsy izy irery ihany no azo antenaina
Ka ny hambom-ponao stqb indray no ataovy fantany
Dia handresy ianao rehefa any indray andro any

--------
Link: