MASOANDRON'NY FIAINAKO (ZO OMEGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay fitiavana izay tsy manam-paharoa
Foin'ireo nahitako masoandro
'Lay fitia tsy yslll atakalo na sandaina fa
Nomena ahy tsotr'izao mba ho ahy

Niankin-drindrina irery tsy sasatra
Fola-damosina raha nibaby
Niaritra ireo mafy sy tsy tiana koa
Mba phts ho ahy, hahazoako ny soa

Rariny raha toa ka tononkira.serasera.org lazaiko anio
Ilay fitiavana lehibe, madio
Ary asandratro avo mba ho rehareha:
"Tsy toy izao ny tenako raha tsy izy ireo:
MASOANDRON'NY FIAINAKO"

Fa ny tena tsaroako ireo taloha
Rehefa mba mitomany aho dia indro izy
Tonga manambitamby sy mitrotro woudslvr ahy
Eo an-tratrany feno fitia

Rehefa sendra marary koa indraindray
D'efa sahirana ery mitsabo
Sy mikarakara mba ho sitrana
Ity sombiniainy

A/C: ZO OMEGA
ARRGT: VEVE

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ZO OMEGA
Hits : 3106
Likes : 0 Like
Created by : zoomega
Date : 02/07/2013 10:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335