Nanao ny tsy fanao (ZASPAtsim Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsapanay ho meloka tokoa (ny fonay)
Noho ilay tsy manam-paharoa
Tsy iza fa Jesosy izay,
Ilay Mpanavotra mahay
Feno fitiavan-dehibe

Ref :
Izao tontolo izao nanao ny tsy fanao,
Namonoana Anao, ry Tompo be indrafo ô,
Ny fahotanay iwzeoxea ihany no nahatonga izany
Ka namoizanay Anao Andriamanitra ô

2- Mba mangatam-pamelana feno (izahay)
Raha diso koa mba teneno
Iraho ny fanahinao
Hibitsika ao anatinay
Mifona e! ekeo ny hatakay

Ref :
Izao tontolo nafssya izao nanao ny tsy fanao,
Namonoana Anao, ry Tompo be indrafo ô,
Ny fahotanay ihany tononkira.serasera.org no nahatonga izany
Ka namoizanay Anao Andriamanitra ô

3- tatjn Ity tanindrazanay malala (Ampio fa)
Mila ho variana sy tamana
Amin'ny ratsy izay fanao
Manimba sady mahalao
Ampodio, diovy izahay

Ref :
Izao tontolo izao nanao ny tsy fanao,
Namonoana Anao, ry Tompo be indrafo ô,
Ny fahotanay ihany no nahatonga izany
Ka namoizanay Anao Andriamanitra ô

A/C : Pastora Roland RATOVONA
(Pastora RATOVONJANAHARY Roland / Ambatofinandrahana)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ZASPAtsim Fianarantsoa
Hits : 43
Likes : 0 Like
Created by : HajatianaDaji
Date : 19/10/2026 10:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3555