Taizam-pihafiana (zanny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TAIZAM-PIAFINA




Efa ela tokoa mantsy izay
No nitomaniana
Ny akamaroan’ny niseho
Tamin’ny fiainanao
Dia fihafina


Tsindraindray mahalana
Vao mba hisehoam-pifaliana
ô,ô,ô
tsy nateraka hahantra ianao
fa taizam-piafina



Raha mba nisy olana niseho
tamin’ny androm-piainanao
dia tsy vovaha ireny raha
tsy fongana izay antananao

Tsy mbola vitan’izany
Fa ianao ianao tenanao
No mitotototo miangavy
Hoe avoty avoty re rahavana






A/C ZANNY
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : zanny
Hits : 2792
Likes : 0 Like
Created by : ryti
Date : 01/03/2007 11:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742